• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • EN English
    • ES Spanish
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish

Mitrandraka an’i Jesosy sy ny finoana miaraka

Fantaro misimisy kokoa ny momba an’I Jesosy

Liana ny hahalala tsara kokoa an’I Jesosy ve ianao ? Eto izahay mba hanampy anao amin’izany. Manana loharano maimaimpoana maro izahay natao hanatonana anao eny amin’ny misy anao, na te hahafantatra fotsiny ny kristianisma ianao na te handalina misimisy kokoa ny finoanao. Maka fotoana fohy. Ndao atombohy miaraka aminay ny dianao anio !

“The Chosen” Andian-tantara momba ny fiainan’i Jesosy

Lahatsoratra momba an'i Jesosy

Fahagagana isan’andro

Tia fahagagana Jesosy !

Amin’ny alalan’ireo Fahagagany dia miaina ny fahatokiany, ny fahatanterahany ary fiadanam-po mihoatra ny fahatakarana rehetra isika. Misafidy ny hizara ny fanomezan’ny fahagagana ny mg.jesus.net amin’ny alalan’ny mailaka fampaherezana isan’andro.

Koa manasa anao izahay hiaina ny fanantenana rehetra izay entin’ny fahafantarana an’Andriamanitra !

Mila vavaka ve ianao ?

Tsy irery ianao ! Misy ekipam-bavaka iray izay misy olona 2 500 vonona ny hivavaka ho anao izao anio. Zarao eto ambany ny fangatahanao dia hisy olona hifandray aminao mivantana.

Mametraha fanontaniana

Irianao ve ny hifandray manokana ?

Apetraho ny fanontanianao na koa ambarao aminay ny tantaranao. Fenoy eto ambany ny mombamomba anao dia hifandray aminao izahay.