• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • EN English
    • ES Spanish
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish

Fifandraisana

Faly miarahaba anao ary faly be ihany koa izahay fa te hifandray aminay ianao. Raha manana fanontaniana ianao, na fangataham-bavaka, dia te hihaino anao izahay.  

Momba ny Jesus.net

Faly izahay manampy anao amin'ny fitadiavanao bebe kokoa momba an'i Jesosy, Andriamanitra ary ny finoana kristiana.

Jesus.net dia tambajotra manerantany ahitana olona sy fikambanana mino an'i Jesosy. Mamorona votoaty sy fitaovana an-tserasera amin'ny fiteny 40 mahery izahay mba hilazana bebe kokoa amin'ny olona toa anao hoe iza i Jesosy ary izay tiany ho anao. Any Rotterdam ny foibeny ary maro ireo olona mazoto miasa ao anatin’izany maneran-tany tahaka ny firenena Thailand, India, Paragoay, Ukraine, Philippines, Etazonia, Madagasikara sy ny sisa.

Jesus.net dia vondrom-piarahamonina mifangaro amin'ny kolontsaina sy ny hetsiky ny fiangonana. Mino izahay fa ao anatin'ny fahasamihafàna indrindra no tena nanehoana ny lokon'Andriamanitsika.

Te hifandray amin'ny fikambananay ve ianao? Mandefasa mailaka ao amin'ny  contactus@jesus.net

Fanontaniana?

Manana fanontaniana ve ianao? Te hizara ny tantaranao ve ianao? Sa te hifampiresaka tsara? Fenoy azafady ny taratasy etsy ambany. Ny iray amin'ireo mpilatsaka an-tsitrapo anay dia hifandray aminao haingana araka izay azo atao. Te-handre avy aminao izahay.