
Andian-tantara
Mahazoa aingam-panahy avy amin’ireo andian-tantara izay afaka hanampy anao ahalala kokoa an’i Jesosy Kristy, ny Fiainany, Ny irakany teto an-tany ary maro hafa koa!

The Chosen
The Chosen” Andian-tantara momba ny fiainan’i Jesosy

Sandy tales
Sandy tales, .tantara notantaraina tamin'ny alalan'ny fasika. Tena mahafinaritra tokoa rehefa mijery ireo tantara ianao ary entina ao amin'ny tontolo mahafinaritra ao amin'ny Baiboly