• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • MM Burmese
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu

Te hahafantatra momba ny Baiboly ve ianao? Boky tantara mahavariana, sa boky maro samihafa sa fomba tsara indrindra hahafantarana an'Andriamanitra sy i Jesosy? Fantaro izany!

YouVersion | Bible App

Ao amin'ny fampiharana Baiboly YouVersion dia afaka mamaky ny Baiboly manontolo amin'ny fiteny mihoatra ny 750 ianao, ary ny Testamenta Vaovao dia misy amin'ny fiteny mihoatra ny 1.270. Ankoatra izany, dia misy fandikan-teny maro samihafa. Mba hanampiana anao hahatakatra bebe kokoa ny Baiboly, dia afaka mahita drafitra famakiana momba ny lohahevitra maro ianao.

Sandy Tales

Sandy Tales, tantara notantaraina tamin'ny alalan'ny sary fasika. Tena kanto tokoa rehefa mahita ireo tantara mipoitra ianao ary entina any amin'ny tontolo mahafinaritra misy ireo tantara taloha ao amin'ny Baiboly.