• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • EN English
    • ES Spanish
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish

Iza moa Jesosy?

Mpaminany, loharanon’ny aingam-panahy, Zanak’Andriamanitra, Mesia, mpamitaka; iza i Jesosy araka ny hevitrao? Fantaro fa tena nisy tokoa i Jesosy, izay rehetra nolazainy sy nataony ary ny fiantraikan’ny fiainany eo amin’ny fisiantsika ankehitriny.

Iza marina moa Jesosy?Andeha ho jerentsika!

Tena fitaomam-panahy lehibe ho an’ny maro i Jesosy. Nahavariana ny fiainany, ny hafatra nentiny. Nanova izao tontolo izao mandrakizay ny fahaterahany ary olona 2,3 lavitrisa no mino fa mbola velona i Jesosy. Mbola manova fiainana foana ny hafany. Fantaro hoe ahoana no mbola hanovan’ny fiainan’i Jesosy, ny fahafatesany ary ny fitsanganany amin’izao tontolo izao ankehitriny, 2000 taona mahery aty aoriana.

Lahatsoratra hafa momba an'i Jesosy