• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Sep 6, 2023

đŸ™‚ Tsy nanadino Andriamanitra…

Andro namoahana Sep 6, 2023

Rehefa latsa-pitia isika dia mazàna mandany ora maro mieritreritra ilay olona iray. Efa nanjo anao ve izany ?Manosika antsika anaty fahazarana ny fitiavana, saingy anio, tsy te hiresaka aminao momba ny fahazarana tokony hananantsika eo amin’ny fiainana aho. Tiako hofaranana amin’ny firesahana ny fahazaran’Andriamanitra ho anao ity andiany ity. Toy ny ao amin’ny Baiboly, rehefa niresaka tamin’ny fokon’I Efraima Andriamanitra dia nilaza hoe : « Zanako mahafinaritra va Efraima, Zaza malalako va izy, No dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra Aho? Noho izany dia onena azy ny foko. Hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah” (Jeremia 31:20).Apetraho eto ny anaranao ary saintsaino hoe Andriamanitra no miteny izany mivantana aminao : “Zanako mahafinaritra va …………………, Zaza malalako va izy, No dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra Aho? Noho izany dia onena azy ny foko. Hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah”. Endrey, tsy tsara ery ve izany ? Mahatsiaro anao foana Andriamanitra !Eny ry namako, tia anao Izy ary ao an’eritreriny foana ianao. Ahoana ny fomba ahafahanao mifandray Aminy anio ? Ahoana ny fomba hieritreretanao Azy misimisy kokoa ?

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.