• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Des 4, 2022

Sarobidy ianao ry namako !

Andro namoahana Des 4, 2022

Manahoana ianao ry Namako,Inoako fa toy izany no fahitan’Andriamanitra antsika : mahafinaritra ! Sarobidy ianao (ho an’ny olona) fa amin’i Jesosy ianao dia manan-danja lehibe tokoa.Ny Baiboly dia milaza hoe : Malala eo imasoko ianao, Eny be voninahitra ianao sady tiako.(Isaia 43.4)Mbola tohizany hoe : Taranaka voafidy, fanjakam-pisorona, firenena masina, olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany.(2 Petera 2.9)Ry Namako, aza avelanao ny devoly hiteny aminao fa tsinontsinona ianao. Na any ambanivohitra ianao no mipetraka na amin’ny toerana mety ambara fa tanàna ambany, na lazaina fa firenena mahantra ny firenenao sns….Tsia! Tsy misy lehibe ho an’Andriamanitra mihoatra noho ny Zanany, Zanany ianao!! Noho izany tsy misy lehibe noho ianao izany ! Ny ràny sarobidy no narotsany hamonjena anao. Aza manambany ny tenanao intsony, lehibe ny ao anatinao mihoatra ny amin’izao tontolo izao (1 Jao 4:4).Fahagagana ny fisianao!

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.