• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Des 3, 2022

Ry namako, misaotra fa misy ianao !

Andro namoahana Des 3, 2022

Manao ahoana ianao ry Namako,Mety tsy mahazatra anao ny teny hoe : “Misaotra fa misy ianao”, teny hamaranako ny “Fahagagana isan’andro”. Betsaka ny nanontany hoe inona no dikan’izany dia hazavaiko aminao eto ny anton’izany.Pasitera namako no nanaitra ahy raha namarana ny taratasiny tamin’ny hoe : “Misaotra fa misy ianao”.Tiako ny milaza hoe : “Misaotra fa misy ianao”, hazavaiko aminao ny antony :Manome lanja ilay olona teneninao izany ianao. Misaotra noho ny fisianao. Manan-danja ianao. Sarobidy ianao. Tsy misy mitovy aminao. Mankasitraka an’Andriamanitra aho noho ny fisianao.Manome voninahitra an’Andriamanitra izany teny izany. Misy ianao satria nirian’Andriamanitra. Manana planina ho an’ny fiainanao Izy. Porofon’izany ny fisianao.Farany, topi-maso ho an’ ilay Mpamorona antsika izany. Izy koa no hitenenantsika hoe : Misaotra noho ny fisianao.Noho izany ry Namako, misaotra fa misy ianao ! Anio ihany koa, handeha hanomboka tsy hitsikera na hanatsafa intsony isika fa hisaotra ny amin’ny zava-drehetra.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.