• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • MM Burmese
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Feb 7, 2023

Ry namako, mahereza, efa resin’i Kristy izao tontolo izao. 

Andro namoahana Feb 7, 2023

 

“Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?” Romana 8.35

Jesosy dia nilaza : “Atỳ amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao.”. Jaona 16.33

Eny, afaka miaina fitsapana ary koa fanenjehana ianao, fa Jesosy dia momba anao mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao. Matio 28.20

Mahereza ry namako. Ny fahoriana tsy hahasaraka anao amin’ny fitiavan’i Kristy. Ny mifanohitra amin’izany aza…Izay tsy vitanao dia vitan’Andriamanitra izany.Ny fetranao dia lasa fanombohana vaovao noho Izy.Ny fahalemenao dia ovainy ho herinao.Ny fitsapanao dia hivadika ho fijoroana vavolombelona mahery vaika ho voninahiny.

Fantako fa mandalo fahasarotana i Madagasikara, na mety ianao izay mamaky ahy io koa aza, mety miatrika fahoriana ianao. Fa mahereza ao amin’i Kristy, ireo fitsapana ireo dia ho fijoroana vavolombelona ho anao tsy ho ela. Tsia, mbola tsy tapitra ny zavatra rehetra.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.