• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Feb 5, 2023

Ry namako, ity ny tsiambaratelo mba hahitana an’Andriamanitra mandamina ny lalanao. 

Andro namoahana Feb 5, 2023

 

Ohabolana 3.6 dia andinin-tsoratra masina tsara saintsainina sy ampiharina : “Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao.”

Raha manaiky an’Andriamanitra isika amin’ny lalantsika rehetra, dia nanome toky Izy fa handamina ny lalantsika. Noho izany…

Sarotra ny lalana ? Maneke an’Andriamanitra.Mafy ny fitsapana ? Maneke an’Andriamanitra.Tahaka ny tsy misy vahaolana intsony ? Maneke an’Andriamanitra.Mamely ny aretina ? Maneke an’Andriamanitra.Tsy manana asa ianao ? Maneke an’Andriamanitra.Miatrika ady ianao ? Maneke an’Andriamanitra.

Tsy maninona izay hitanao manodidina anao amin’izao fotoana izao : ny fahantrana, ny tsy fahandriampalemana, ny loto, ny fiakaran’ny vidim-piainana aty Madagasikara… Handamina ny lalanao Andriamanitra. Hiditra an-tsehatra Izy. Hanao fahagagana Izy. Efa nampanantena Izy. Ary matoky amin’ny fampanantenany Izy.

Mahereza, hanandratra anao hiala amin’ny tany Andriamanitra.

Ho tahiana ianao ry namako.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.