• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Des 5, 2022

Ry namako, hanao zava-baovao Andriamanitra

Andro namoahana Des 5, 2022

Manahoana ianao ry Namako,Hoy ny Baiboly : “Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho efa hanao zava-baovao ; Koa ankehitriny dia efa miposaka izany ; Tsy hahalala izany va hianareo ? Eny any an’efitra no hanaovako làlana ; Ary any amin’ny tany lao no hasiako ony.” (Isaïa 43.18-19)Ry Namako, aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha ! Mety nahafinaritra ny fiainana teto Madagasikara taloha fa aza misaina izany intsony….Mety nisy nanafitohana koa anefa fa aza mahatsiaro ny lasa intsony….Ry Namako, hanao zava-baovao Andriamanitra, ary efa ho tonga izany ! Fijery miabo no fanirin’Andriamanitra amin’ny fiainanao, zavatra vaovao no nomaniny ho anao… Manomboha mahita fa efa miova ny zava-drehetra.Ry Namako, hanao làlana any an’efitra Andriamanitra ary hanisy ony any an-tany lao ! Eny, mety tsy misy azo raisina toy ny any an’efitra ny fijery azy, tany hay sy ngazana… fa eo mihitsy Andriamanitra no hanome loharano vaovao, tsy ho lany ritra ho anao… Matokia Azy.Amen ! Inoako amin’ny foko rehetra izany.Miandry ny asan’Andriamanitra sy ny fahagagana eo amin’ny fiainanao aho.Tahin’ny Tompo manokana ny Malagasy rehetra !

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.