• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • MM Burmese
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Mar 1, 2023

Ry namako, afaka miteny amin’io tendrombohitra io ianao.

Andro namoahana Mar 1, 2023

Efa fantatrao fa 20/20 ny naoty tsara indrindra fa androany hasehoako anao ny 21/21 ny valisoa tsara indrindra. Ao amin’ny Matio 21.21 no ahitanao an’izany arymanasa anao aho hamaky izany.Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : Lazaiko aminareo marina tokoa : Raha manam-pinoana hianareo ka tsy miahanahana, dia tsy izao natao tamin’ny aviavy izao ihany no ho vitanareo, fa na hiteny amin’ity tendrombohitra ity aza hianareo ka hanao hoe : Mifindrà ianao, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany. Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ny fivavahana atao amin’ny finoana dia ho azonareo.Mitenena amin’io tendrombohitra io, teneno izy hikisaka any an-dranomasina ! io tendrombohitra trosa io, ny fahangidiana, fihenjanana sy fahasorenana… didio izany rehetra izany hikisaka any an-dranomasina ary ho tanteraka izany. Ampiasao ny fahefanao ara-panahy fa aza manaiky resy izany, manoatra noho ny mpandresy ianao amin’ny alalan’Ilay Mpampahery anao.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.