• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Jan 12, 2023

Ny tsiambaratelon’ny fisaorana

Andro namoahana Jan 12, 2023

Manahoana ianao ry Namako,Ilay mpanoratra amerikana Sarah Young dia nilaza hoe: "Ny fisaorana dia manokatra làlana ho amin’ny fanatrehan’Andriamanitra."Efa niainanao ve izany ry namako: rehefa feno fisaorana an’Andriamanitra ianao, ireo fankasitrahana sy fiderana dia mampanakaiky anao Aminy…Te-hankahery anao aho amin’ity anio ity mba tsy hanadino ny fisaorana: misy antony foana isaorana an’i Jesosy ! Misaotra noho ny amin’ity andro vaovao ity, izay toy ny fiaingàna vaovao, misaotra noho ny rivotra iainako, misaotra noho ny fahavelomana, misaotra noho ny ankohonako, misaotra noho ny Firenena misy ahy…!Rehefa misafidy ny hisaotra ianao dia mamela ny fanahinao hiaina amin’ny fanatrehan’Andriamanitra, ary mandray anjara amin’ny fanovana ny tontolo misy anao ianao amin’izany. Ny fisaoranao dia hihely tahaka ny hanitra ary fomba iray hamaranana ny taona sy hanombohana taona vaovao izay miandry anao…Misaotra fa misy ianao!

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.