• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Feb 22, 2025

๐Ÿ˜„ Mitsiky aminao Andriamanitra !

Andro namoahana Feb 22, 2025

Ry namako, manao ahoana re ny fiainanao raha ny zavatra tianao indrindra dia ny mibanjina an’Andriamanitra sy mizara izay ao am-ponao Aminy e?

Ho toy ilay fitiavana voalohany, tamin’ilay Izy nampidobodoboka ny fonao mafy iny, toy ilay tamin’ny nifantohan’ny eritreritrao rehetra tamin’ny lanitra sy ilay mandrakizay hiarahanao Aminy, eo amin’ny fanatrehany.

Fantatro fa matetika ny olana sy ny adidy amin’ny fiainana dia mampiala antsika amin’ilay tena zava-dehibe indrindra, nefa jereo ny teny ao amin’ny Baiboly : “Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao, mijery an'i Jesosy, Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy, (Hebreo 12:1-2).

Ry namako, aza mandany andro intsony : atodiho amin’i Jesosy ny masonao, dieny izao ! Sokafy Aminy ny fonao, ambarao Aminy ny lalina mikasika anao, ary raiso miaraka amin’izany ny fitiavana, ny fifaliana ary ny fiadanana efa nomaniny ho anao.

Tsy misy na inona na inona azo ampitahaina amin’ny fifandraisana lalina amin’Andriamanitra sy ny fikatsahana Azy! Mivavaka ho anao aho mba ho voakasiky ny fitiavany amin’ity anio ity.

Eric Cรฉlรฉrier
Mpanoratra

Eric Cรฉlรฉrier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.