• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Jan 9, 2023

Mifalia mandrakariva…!

Andro namoahana Jan 9, 2023

Manahoana ianao ry Namako,"Fony aho nanao hoe: Mangozohozo ny tongotro, Dia ny famindram-ponao, Jehovah ô, no nanohana ahy. Raha be ny ahiahy ato anatiko Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao." (Vakio ny Salamo 94.18-19.)"Ary faly ny fanahiko”. Raha milaza ny Baiboly hoe “Mifalia mandrakariva” (Vakio 1 Tesalonianina 5:16) dia afaka ny atao tsara izany….!Ny faniriana lalin’Andriamanitra dia ny hampahery anao amin’ny alalan’ny fifaliany. Ampitoeriny anatin’ny fonao ny fifaliany tanteraka ary ny tsikiny eo imolotrao.Derao Andriamanitra ary avelao Izy hameno fifaliana ny fonao…! Ny fifaliana dia fitaovam-piadiana mahery vaika.Indro ny vavako ho anao, izay nosintonina tao amin’ny Baiboly:● Aoka ny Andriamanitry ny fanantenana● hameno fifaliana feno anao● sy ny fiadanana● am-pinoana,● mba ho tapitr’ohatra ny fanantenanao● amin’ny herin’ny Fanahy Masina..! (Vakio Romana 15.13)Aza adino fa ny fifaliana dia tsy voajanahary ka hoe mandeha ho azy fa fanapahan-kevitra. Fanapahan-kevitra hentitra izay hanasako anao ho raisinao amin’izao fotoana izao. Anio ry Namako; mifalia amin’ny herin’ny Fanahy Masina….Misaotra fa misy ianao !

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.