Mahery no sady mahafinaritra Andriamanitra
Sady mahery no mahafinaritra Andriamanitra !
Mahery Izy satria Izy no Tsitoha, ilay Ray mandrakizay, ilay Mpamorona, ilay Andriamanitra tsy voafetra sy tsy manam-piandohana sy fiafarana. Mahery eo amin’ny fiainanao manokana sy ho an’ny ankohonanao ary ny Firenentsika Izy.
Mahafinaritra Izy satria tia antsika, misahirana amintsika, mikarakara antsika, miasa ary miditra an-tsehatra amin’ny fiainantsika. Miahy manokana anao, ny fianakavianao sy ny Malagasy rehetra Izy.
Mahery sady mahafinaritra tokoa Andriamanitra.
Maniry ny hanova ny fiainanao Andriamanitra
Mandraisa fampaherezana isan'andro!
*Ny fisoratanao anarana dia hanaikenao ny fepetra sy fifanajana ary ny fanambarana tsiambaratelo.