• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Jan 16, 2024

🎵 Mahay mihira Andriamanitra!

Andro namoahana Jan 16, 2024

 

aha milaza aminao aho fa Andriamanitra no hihira ho anao?Izao no lazain’ny mpanao Salamo amin’Andriamanitra : “Ianao no fiereko, miaro ahy tsy ho azon’ny fahoriana Ianao; fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.” (Salamo 32:7).

  • Andriamanitra no fialofanao.
  • Miaro anao sy manafaka anao amin’ny fanahiana Izy.
  • Hodidininy hira ianao, hira mikalo ny fiainanao.
  • Ireo hira ireo dia manambara fa efa afaka ianao, ny fandresenao ao Aminy.
  • Tsara loatra e!

Ry namako, aza avela hijanona iray segondra eo amin'ny fiainanao ny fanahiana! Manatona mialoka eo amban’ny sandrin’ny Rainao any an-danitra ankehitriny, fa maniry ny hamelombelona anao Izy.Ankafizo ny fanatrehany mandritra ity tontolo andro ity.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.