• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Aog 17, 2023

😴 Hafiriana ianao no natory?

Andro namoahana Aog 17, 2023

 

Miasa tsy an-kijanona Andriamanitra, kanefa miaina ao anatin’ny Fitsaharana tonga lafatra Izy. Ary fantatrao ve ? Te hizara aminao ity Fitsaharana masina ity Izy.

Amin'ny lafiny ara-batana, mila miala sasatra isika rehetra:

  • Mila matory isika amin’ny alina mba hiverenan’ny erijika lany nandritry ny tontolo andro.
  • Mila ny faran'ny herinandro isika (na andro tsy fiasana miankina amin'ny asantsika) mba hialana sasatra sy hialana amin’ny mahazatra.
  • Mila fotoana fialan-tsasatra isika, mba ahafahantsika miataka tanteraka sy manovo hery indray.

Ny fitsaharan’ny vatana dia tena zava-dehibe amin'ny fiainantsika, fa misy fitsaharana iray izay tena ilaina kokoa: ny fitsaharan’ny fanahy. Afaka matory adiny 10 isan'alina isika, miasa 3 andro isan-kerinandro fotsiny, ary manao fialan-tsasatra volana maromaro isan-taona mihitsy aza… Tsy misy na iray aza amin'ireo zavatra ireo afaka manome antsika ny tena fitsaharana anaty ilaintsika.

Hoy i Jesosy: “Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.” ( Matio 11:28). Manampy antsika hahita zavatra amin’ny lafin-tsarany i Jesosy ary mameno antsika ilay fiadanany tsy manampetra. Io fiadanana io dia mamela antsika hiala sasatra, ao anatin’ny fahatokiana tanteraka an’Andriamanitra, na dia ao anatin’ny tafio-drivotra mafy indrindra aza. Eny, ry namako, Andriamanitra dia maniry ny hanome fitsaharana ho anao! =)

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.