• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Feb 21, 2025

🐣 Fantatry ny Rainao any an-danitra ny ao am-ponao !

Andro namoahana Feb 21, 2025

Fantatry ny Ray avokoa ny ao am-ponao.. Na dia mety ho sarotra aminao aza ny maneho mazava ny fihetseham-ponao, ary na tsy takatry ny manodidina anao aza izany indraindray, dia fantatr’Andriamanitra tanteraka ny eritreritra rehetra ao aminao.

Araka ny tenin’ny Salamo hoe: "Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy. Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny. Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra. Fa, indro, tsy misy teny tsy fantatrao eo amin'ny lelako, Jehovah ô." (Salamo 139:1-4).

Tena mahafinaritra ity andalan-teny ity, sa tsy izany ?

Ry namako, ny Rainao any an-danitra dia mahalala sy mahatakatra anao tanteraka, ary fantany daholo izay ao am-ponao.

Anio, manatòna Azy, miantoraha Aminy ary arotsahy ao amin’ny fanatrehany izay ao am-ponao. Avelao Izy hanasitrana ny ferinao rehetra sy hanarina izay mila fanavaozana amin’ny herin’ny fitiavany. Tena tia anao Izy !

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.