• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Mar 19, 2023

Aza mijanona ao anaty fijaliana ry namako.

Andro namoahana Mar 19, 2023

 

Nangataka tamin’Andriamanitra Jabeza mba hanakisaka ny ratsy mba tsy hijanonany ao anaty fijaliana. 1 Tantara 4.10

Ny Baiboly dia milaza : Maro ny fahorian’ny marina; nefa Jehovah manafaka Azy amin’izany rehetra izany. Salamo 34.19

Nilaza Jesosy hoe : Atỳ amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. Jaona 16.33

Niteny koa Izy hoe : Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay…Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankatỳ aminareo Aho. Jaona 14.16-18

Mety misy fijaliana, fahoriana, fanaintainana, ranomaso ny fiainanao fa tsy irery ianao. Mijoro eo anilanao Jesosy amin’ny alalan’ny Fanahy Masina izay mpampionona.

Te hanasitrana ny fonao maratra Izy, hampionona anao, mba tsy hijanonanao ao anaty fijaliana. Izany no fahagagana izay angatahako ho anao Ry namako.

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.