• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Des 17, 2022

Aoka ianao hitolagaga androany !

Andro namoahana Des 17, 2022

Manahoana ianao ry Namako,Tena nahakasika ahy ity teny nosoratan’i Pasitera Patrice Martorano ity :“Aza manahy ny amin’izay tsy misy eo aminao. Te-hampahery anao foana ny Tompo hanana fiadanam-po. Fantany mialoha ny zavatra rehetra hitranga. Hainy ny miasa amin’ny tantaranao mba hanova azy. Aza matahotra, mifehy ny zavatra rehetra Andriamanitra.”Tena mino aho fa mbola afaka manao zavatra tsara be ho anao Jesosy, afaka tena mampifaly anao. Aza manasaro-javatra dia minoa fa mbola manana fitahiana ho anao Andriamanitra. Mandrosoa ary manantenà Azy hiditra an-tsehatra. Mahatalanjona Izy ! Derao fotsiny Izy na inona na inona misy na tsy misy eo aminao aloha. Manana fitahiana ho anao manokana Izy, manana fitahiana ho an’ny Malagasy maniry izany Izy.Mivavaka aho mba hampitolagaga anao Andriamanitra anio ! Vonona ve ianao?Tahin’ny Tompo ianao !

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.