• MG
    • AR Arabic
    • CS Czech
    • DE German
    • EN English
    • ES Spanish
    • FA Farsi
    • FR French
    • HI Hindi
    • HI English (India)
    • HU Hungarian
    • HY Armenian
    • ID Bahasa
    • IT Italian
    • JA Japanese
    • KO Korean
    • MG Malagasy
    • NL Dutch
    • NL Flemish
    • NO Norwegian
    • PT Portuguese
    • RO Romanian
    • RU Russian
    • SV Swedish
    • TA Tamil
    • TH Thai
    • TL Tagalog
    • TL Taglish
    • TR Turkish
    • UK Ukrainian
    • UR Urdu
Andro namoahana Okt 3, 2023

Ambarao ny Teniny !

Andro namoahana Okt 3, 2023

 

Niresaka momba ny fahefana ananan’ny tenintsika isika. Androany, tiako hofaranana amin’ny firesahana ny teny manan-kery indrindra eo amin’izao tontolo izao izany dia ny Tenin’Andriamanitra.Mifikitra amin’ireo fampanantenan’Andriamanitra avy amin’ny Teny Soratra Masina ve ianao rehefa mandalo toe-javatra sarotra ? Efa imbetsaka aho no nanao izany nandritra ny taona maro, ary hitako hatrany Andriamanitra niasa tamin’ny alalan’ny Teniny.Tiako ny miaina ity fampanantenana manaraka ity rehefa manana olana aho : « Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy » (Filipiana 4:6-7). Isaky ny mandalo olana aho dia :

  • Hapetrako amin’Andriamanitra anaty vavaka izany.
  • Ny misaotra Azy amin’izay hataony no anombohako azy.
  • Avy eo dia mandray ny fiadanan’Andriamanitra aho, araka ny ampanantenain’ity andalana ity.

Sarobidy loatra izany ! Hoy i Jesosy : « Raha miray amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany » (Jaona 15:7). Eny

Eric Célérier
Mpanoratra

Eric Célérier is a French pastor and author, and president of Jesus.net. He's recognized for his innovative use of cutting-edge technology to spread the Gospel and connect people worldwide with the Bible.