Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

🔥 Misy afo miredareda ao anatinao!

Ry namako, areheto anio ny afon’ny Fanahy Masina amin’ny fiainanao !

Fijery feno fankasitrahana…

Ry namako, aza manaisotra ny tenanao amin’ny fanehoanao fankasitrahana an’Andriamanitra !

💬 Tsy misy olona hafa tsara kokoa iresahana…

Ry namako, aza manaiky ankoatry ny miaina fifandraisana velona sy akaiky amin’Ilay tia anao indrindra eto amin’izao tontolo.

✌🏻🖐🏻Andinin-teny 7 fohy nefa mahery vaika !

Ry namako, ny fifaliana dia tsy vokatry ny zava-misy iainanao, fa ny fifaliana dia tonga hanova ny zava-misy iainanao ! 😉

🙌🏻 Mandraisa anjara amin’ny maha-Andriamanitra Azy !

Ry namako, mifikira amin’ny fampanantenana tsirairay izay omen’Andriamanitra anao ao amin’ny Teniny !

🚨 Mijanona amin’ny lala-marina!

Ry namako, aza mitsahatra mihitsy ny manao ny sitrapon’Andriamanitra!

🥽 Matokia ny dingana apetrak’Andriamanitra

Ry namako, matokia ny Tompo sy ny dingana apetrany eo amin’ny fiainanao!

🤓 Resy lahatra tanteraka ve ianao ?

Ry namako, anio no andro tokony hanetsehanao ny finoanao. Ireto misy dingana roa hanampy anao amin’izany :

Manantena anatin’ny tsi-fanantenana !

Ry namako, resy lahatra tanteraka ve ianao fa hihazona ny Fampanantenany ho an’ny fiainanao Andriamanitra ?