Logo AMED Malgache (White)

Manorata anarana fa ampifaliana no handefasako mailaka mampahery ho anao isan'andro.''Fahagagana isan'andro'' no hiantsoiko azy

NB: Rehefa misoratra anarana ianao dia ahazo e-book maimaim-poana!

Eric-WHITE-handtekening-transparant


*Ny fisoratanao anarana dia hanaikenao ny fepetra sy fifanajana ary ny fanambarana tsiambaratelo.

Fandraisana | Fahagagana

MANIRY NY HANOVA NY FIAINANAO ANDRIAMANITRA ISAN'ANDRO

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

🚨 Mijanona amin’ny lala-marina!

Ry namako, aza mitsahatra mihitsy ny manao ny sitrapon’Andriamanitra!

🥽 Matokia ny dingana apetrak’Andriamanitra

Ry namako, matokia ny Tompo sy ny dingana apetrany eo amin’ny fiainanao!

🤓 Resy lahatra tanteraka ve ianao ?

Ry namako, anio no andro tokony hanetsehanao ny finoanao. Ireto misy dingana roa hanampy anao amin’izany :

🚨 Mijanona amin’ny lala-marina!

Ry namako, aza mitsahatra mihitsy ny manao ny sitrapon’Andriamanitra!

🥽 Matokia ny dingana apetrak’Andriamanitra

Ry namako, matokia ny Tompo sy ny dingana apetrany eo amin’ny fiainanao!

🤓 Resy lahatra tanteraka ve ianao ?

Ry namako, anio no andro tokony hanetsehanao ny finoanao. Ireto misy dingana roa hanampy anao amin’izany :

Fijoroana vavolombelona

"Ny famakiana ny "Fahagagana isan'andro" dia toy ny hoe mahita rano fisotro eny amin'ny tany hay....Niova hatrany ifotony ny fiainako"

"Nomen'Andriamanitra hery aho ahay hamela ireo nandratra ahy ary ankehitriny dia efa namadika ny pejy aho ary mandroso miaraka amin'Andriamanitra. Mahay ny zava-drehetra aho amin'ny alalan'ilay mampahery ahy!"

"Tsy ho azonao an-tsaina ny fiantraikan'ny "Fahagagana isan'andro" teo amin'ny fiainako. Mahatsapa aho izao fa miverina mifandray amin'ny Fanahy Masina isan'andro"

Eric Célérier dia pasitera, no mpamorona, ary mpitory filazantsara eo amin'ny aterineto. Ny misy azy dia mivoaka kely an'i Paris. Izy no nanoratra ny "Fahagagana isan'andro". Izy no anisan'ny mpisava làlana amin'ny fitoriana filazantsara eto amin'ny aterineto ary nanorina ny "Jesus Net", ilay tambazotra lehibe indrindra eo amin'ny fitoriana filazantsara amin'ny aterineto sy ny fananganana mpianatra maneran-tany! Jesus.Net dia voadika amin'ny fiteny 34 ary miara-miasa amin'ny vondrona kristianina mihoatra ny 80.

"Napetrak'Andriamanitra tam-poko ny firehetana hampahery sy hanampy ireo mpiray vodirindrina amiko sy ireo mpino rahalahiko sy anabaviko. Izay no antony , rehefa avy nanorina ny "TopChrétien" sy ny "Jesus.net" aho, dia be tao am-poko ny hanomboka ministera manakaiky kokoa hatrany. Izay no niandohan'ny "Fahagagana isan'andro". Io hevitra io dia teraka tanatin'ny fotoam-bavaka an-tendrombohitra tao Colorado, Etazonia. Tahaka ny niteny tamiko ny Fanahy Masina hoe : "Eric, hampaherezo ny oloko. Andriamanitra Velona Aho ary sitrako ny haneho ny Fanatrehako eo amin'ny fiainan'ny zanako" . Mila fampaherezana isika tsirairay mba hino indray ilay Andriamanitry ny fahagagana! (Marka 16:17-20; Asa 1:8)

Ny volana Aogositra 2015 no nivoaka voalohany ny "Fahagagana isan'andro" tamin'ny fiteny Frantsay teo amin'ny tambanjotra serasera. Io hafatra isan'andro io dia voadika amin'ny fitney mihoatry ny 15 ankehitriny ary olona marobe maneran-tany no misoratra anarana handray izany. "Tena talanjona aho ny amin'ny fiasan'Andriamanitra amin'ny alalan'ireo teny fampaherezana ireo. Atolotra Azy irery ny Voninahitra! Mivavaka aho fa ity mofon'aina isan'andro ity dia ho fitahiana azo tsapain-tanana ho anao ary hanosika anao amin'ny anjara voatendrinao izay nomanin'Andriamanitra ho anao!"

0aa5074f-signature-eric_06u01s06u01s000000
Eric-photo

Fahagagana ny fisianao!

Eric-WHITE-handtekening-transparant

Fahagagana ny fisianao!