Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

💭 Ahoana no fiheveran’Andriamanitra anao?

Ry namako, mihevitra ny tsara indrindra ho anao Izy!

✅ Havaozy ny sainao, ovao ny fiainanao!

Ry namako, katsaho isan’andro ny hanavaozan’Andriamanitra ny fanahinao!

☀️🌤️ Rehefa mameno ny sainao ny lanitra

Ry namako, avelao ny lanitra hameno ny sainao!

🧼Fanahy  “voadio”…

Ry namako, Andriamanitra dia te hanafaka anao amin’ny fahamarinany !

🥊Anjaranao izao no miady! ;)

Ry namako, inona no fahamarinan’Andriamanitra mahakasika ireo lafiny ratsy eo amin’ny fiainanao?

🤓 Ovao ny fomba fisainanao…

Eny, ry namako, afaka misafidy izay tinao eritreretina  ianao !

❌ Mialà amin’ny ratsy !

Ry namako, aza mandray ny loza izay kasain’ny fahavalo hatao aminao !

🔄 Velomy hatrany ny “radar”!

Ry namako, velomy hatrany ny “radar”-nao !

✍🏻 Andriamanitra miteny aminao ara-paminaniana!

Ry namako, aza atao ambanin-javatra ireo hafatra avy amin’Andriamanitra amin’ny fiainanao !