Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Meteza ho vavolombelon’ny fahagagany
Ry namako, raha niaraka tamin’ireo mahery fo tamin’ny finoana Andriamanitra taloha, dia momba anao koa Izy!
Tsy misy fiverenan-dalana !
Ny fomba tsara indrindra tsy hihemorana dia ny fanohizana ny fandrosoana
Tapaka ny jiro!
Na inona na inona zavatra lalovanao ankehitriny, ny fahazavana ao anatinao dia tsy handalo “delestazy” izany.
Misy fiatraikany amin’ny hafa ny fiainanao !
Tian’Andriamanitra ianao hamiratra amin’ny fitiavany, mba hanomezan’ny olona voninahitra ny Anarany rehefa mahita izay zavatra ataonao.
Misotroa ao amin’ny Loharano!
Andriamanitra dia te hampionona anao, hampahery anao ary hameno fanantenana ny fiainanao amin’ny alalan’ny Teniny
Afa-po amin’ny lalam-piainanao ve ianao ?
Resy lahatra aho fa hahakasika olona maro amin’ny alalan’ny fiainanao Andriamanitra, toy izay efa nataony tamin’ny fiainako.
Fanasana natao ho anao manokana !
Manàtona ny latabatra androany ! Ary, amin’ny fo tsotra sy ravo toy ny an’ny ankizy, mifalia amin’ny hatsaran’ny Tompo aminao.
Mianara afa-po!
Eny, azo hianarana ny fahafaham-po. Ny tena marina dia fianarana tsy ara-teorika izy io fa mila fampiharana.
Fandresena lehibe no miandry anao !
Fandresena lehibe ho an’ny fiainanao no miseho aminao rehefa manompo an’Andriamanitra amin’ny fifaliana feno sy ny fahatsoran’ny fonao ianao.