Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Aoka ianao hitolagaga androany !

Mivavaka aho mba hampitolagaga anao Andriamanitra anio ! Vonona ve ianao?

Tontolo andro iray tsy misy fitarainana ?

Handeha hovaintsika ho tontolo andron’ny fahagagana ity anio ity !!! Ianao no ho tonga fahagagana eo amin’ny fiainan’ny hafa !

Ry namako, tia anao andriamanitra, ‘zay fotsiny !

Omeo an’i Jesosy ny momba anareo rehetra. Asehony aminao ny fomba ahitany anao dia ho fantatrao fa tena hafa ny fijeriny anao.

Ry namako, olona miavaka sady sarobidy ianao

Andriamanitra anefa mahita zavatra goavana ao aminao. Izy no namorona anao. Tiany ianao. Sarobidy Aminy ianao. Mahafinaritra be ianao !

Ry namako, eo aminao ny tànan’andriamanitra !

Ho eo aminao tokoa ny tànan’Andriamanitra, ry Namako.

Ry namako, hanao zava-baovao Andriamanitra

Miandry ny asan’Andriamanitra sy ny fahagagana eo amin’ny fiainanao aho.

Sarobidy ianao ry namako !

Ny ràny sarobidy no narotsany hamonjena anao. Aza manambany ny tenanao intsony, lehibe ny ao anatinao mihoatra ny amin’izao tontolo izao

Ry namako, misaotra fa misy ianao !

misaotra fa misy ianao ! Anio ihany koa, handeha hanomboka tsy hitsikera na hanatsafa intsony isika fa hisaotra ny amin’ny zava-drehetra.

Ry namako, mahery sy tsitoha ho anao Andriamanitra

Andriamanitra lehibe, mahery sy tsitoha ianao. Mankasitraka Anao aho ny amin’ny zavatra rehetra hataonao eo amin’ny fiainako.