Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Rano mamy sa mangidy ?
Tian’Andriamanitra ho loharanom-pitahiana ny fiainanao, ka ho teny mamy no hiboiboika avy amin’ny molotrao, teny fampaherezana, fankasitrahana, fiderana.
Tonga eo amin’ny fiainanao ny orana !
Ny fankatoavana dia fanalahidy lehibe amin’ny fiainana maha kristianina, izay manokatra ireo varavaran’ny fitahiana eo amin’ny fiainanao.
Efa nitahy ny hafa ve ianao androany?
Arakaraka ny hitahianao ny hafa no mampitombo ny fitahiana eo amin’ny fiainanao !
🙌 Efa nitahy anao Andriamanitra!
Ry namako, tsy mila miandry ny fitahiana: efa miandry anao ny fitahiana!
Nahazo fanomezana ve ianao tato ho ato?
Te hangataka amin’ny Tompo ve ianao mba hameno anao izany fifaliana izany, izany fanantenana izany?
🎩 Manana ilay fitaovana fanampiny tonga lafatra ve ianao?
Faly ve ianao rehefa miakanjo tsara sady voakolokolo ? Eny raha ny hevitro!Hoy ny apostoly Paoly: “Koa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana;…
Vokatra iray manova
Vokatra sarobidy sy manova ny finoana !
Te hanana finoana misimisy kokoa ve ianao ?
Sorena aho ! 😡
inona no azonao hatao mba hampitomboana ny faharetanao ? Hanome hevitra maro anao ny Tompo ary hanampy anao hampitombo io voa io .
Milamina ve ianao sa anaty ady ?
Manome antsika fiadanana sy fitsaharana manoloana ny zava-tsarotra ny fitiavan’Andriamanitra.