Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Ry namako, manam-pahavalo ve ianao?
manana ny fiadian’Andriamanitra rehetra eo am-pelatananao ianao. Eny, ny fiadian’Andriamanitra dia “miaro” antsika amin’ny fahavalo
🙌🏻 Fotoana hiderana Azy izao !
Rehefa midera ny fahatsarany ianao, dia mipaka eo amin’ny zavatra iainanao ny voninahiny !
Misy vokatra vonona ho anao !
tian’Andriamanitra hitombo ianao ary hitondra vokatra be dia be ka hikasika olona maro amin’ny Fitiavany amin’ny alalanao.
Voafetra ve ny fahazoan-dalanao ?
Fotoana izao hanatonana azy toy ny ankizy izay avy amin’ny fifaliana eo anatrehan’ny Rainy.
Ahoana ny fiheveranao ny Paradisa ?
Tia anao Izy na dia eo aza ny olanao, ny tsy fahombiazanao na ny toe-javatra lalovanao ary te hameno ny ahatsarany amin’ny fiainanao Izy.
Iza ilay ratsy fanahy ao anatin’ilay horonantsary?
Andriamanitra dia Rainao ary feno fahatsarana Izy. Maniry handrotsaka ny fitahiany ao amin’ny lafim-piainanao rehetra Izy.
😊 Resaka fahatokiana ilay izy !
Ray tena, tena tsara Izy, manampy anao, hiatrika ny zava-tsarotra rehetra. Tsy hamela anao ho irery mihitsy Izy !
Hiaina ny fahatsaran’Andriamanitra
Eny ry namako, tena tsara Andriamanitra. Eny tokoa, Izy no Fahasoavana, Izy no Loharanon’ny fahatsaran’izao rehetra izao. Avy Aminy ny zavatra tsara rehetra.
Feon-kiran’ny lanitra ianao !
Ny rivotra fiombonana eo amin’ny fianakaviantsika, eo amin’ny fiangonantsika, eo amin’ny fifandraisantsika amin’ny Tompo … dia manokatra midanadana ny varavarana ho an’ny fitahian’Andriamanitra eo amin’ny fiainantsika.