Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

💪🏻 Aza manaiky ho fefiky ny ahiahy

Ry namako, rehefa manenika anao ny fanahiana dia matokia an’Andriamanitra izay hihetsika!

🤓 Ampiharo izay zava-pantatrao !

Ry namako, ampiharo izay zava-pantatrao ary ampianaro ny hafa koa izany!

🤫 llay fiteny malaza hoe “inona no holazain’ny olona…”!

Ry namako, aza matahotra izay mety ho lazain’ny hafa momba anao ! 

👋🏻 Ataovy laharam-pahamehana ny fifandraisana

Ry namako, aza atao mandeha alohan’ny fifandraisana ny asa !

👨🏻‍🍳 Manompoa toy ny tena mpitarika

Ry namako, rehefa manompo ny hafa ianao, dia mampiseho ny fon’ny tena mpitarika.

👣 Mandehana amin’ny fahitam-pitian’Andriamanitra

Ry namako, ny fo marina sy tsotra, izay mirehitra ho an’Andriamanitra sy ny olona dia mahita fahasoavana sy varavarana misokatra eo amin’ny hafa hatrany. 

😄 Mizarà amin-kery !

Ry namako, fotoana izao izarana amin-kery izay nataon’Andriamanitra tamin’ny fiainanao ary amelana ny Fanahy Masina hiasa amin’ny fiainan’ny olona.

🙌🏻 Ny vavaka tao amin’ny efitra ambony

Ry namako, ny vavakao dia miteraka fiantraikany goavana, eo amin’ny fiainanao sy eo amin’ny manodidina anao.

🌅 Isa-maraina sy ny hariva

Ry namako, tsy namela na inona na inona hisakana ny finoany sy ny fahatokiany an’Andriamanitra i Davida: tsy nisy goavambe afaka nanakana izany!