Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

🙌🏻 Hiaino ny anio !

Tian’Andriamanitra hiaina ianao ANIO – na dia rahampitso aza vao hitranga ny fahagaganao!

❤️ Mbola misy foana ny fanantenana !

Ry namako, te hamporisika anao aho anio mba handinika ny fiainanao.

🙌🏻 Hiaino ny anio !

“Jehovah ô, efa reko ny filazana Anao, ka raiki-tahotra aho; Jehovah ô, velomy ny asanao ao an-tenatenan’ny taona, Ataovy fantatra ao an-tenatenan’ny taona izany; ” (Habakoka 3.2). Endrey izany fahendrena…

🎉 Miankina amin’ny inona ny fahasambaranao ?

Ry namako, hitantsika fa mbola izany foana no mitranga amin’izao indrisy !

😃 Manao ahoana ny toe-ponao anio ?

Ry namako, na dia “ambany be” ary ny toe-ponao anio, dia tadidio ny hamoaka izany, amin’ny fitadiavana azy any amin’ny lakavy sy ny hijery ny trangan-javatra eo aminao amin’ny maso misokatra.

🤫 Manginà…..

Ry namako, manginà fotsiny eo anatrehan’Andriamanitra anio fa hihetsika ho anao Izy !

🤔Mitsoaka anao ve Andriamanitra ?

Ry namako, aza miandry fihetseham-po fa avelao Andriamanitra hiasa amin-kery !

😃 Ny hoe “tsy mbola” tsy midika hoe “tsy hitranga”

Ry namako, rehefa mibanjina amim-pinoana ny zavatra mbola tsy hita maso ianao, dia ataon’Andriamanitra ho tanteraka izay tsy hita!

😡 Aza malaky ho tezitra !

Ry namako, raha tsapanao fa mitady hipoaka ny fahatezerana, mitsahara kely ary mitonia aloha.