Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Mihoatra noho ny zaza…
Izay hitan’Andriamanitra ao aminao dia tsy manan-danja noho ny tena zava-misy. Ny zava-dehibe dia ny fiheveran’Andriamanitra anao.
Ilay Fahasoavana dia olona
Tsy tonga hanome foto-pampianarana ho antsika Andriamanitra, fa tonga hanome ny tenany !
Krismasy: mahazo laka ny fiderana !
Androany aho dia hizara aminao ity hira krismasy ity izay manainga antsika ampiakatra ny fiderana ho any amin’Andriamanitra.
Krismasy, fetin’ny fahalemena
Aza mety kivy izany. Fitaovana ahafahana manandratra ny voninahiny ao aminao sy amin’ny alalanao izany.
Ry namako, misaora an’andriamanitra ny amin’ny maha toy izao anao !
Mahagaga ny asanao. Ary fantatry ny fanahiko marimarina izany.”
Ry namako, manomana fandresena maro ho anao andriamanitra
Ao ambadiky ny lohasaha, manomana zava-baovao miezinezina ho anao Andriamanitra, fandresena vaovao sy tontolo vaovao hafa mihitsy
Ry namako, fantatrao ve fa misy hery ao ambadiky ny fahazarana kely isan’andro ?
Ny fomba mahomby hananana fahazarana tsara dia ny mizàtra manao zavatra kely isan’andro isan’andro.
Ry namako, mitrakà
Omen’Andriamanitra anao anie ny fiadanam-pony. Tsy mbola tapitra ny tantaranao!
Aoka ianao hitolagaga androany !
Mivavaka aho mba hampitolagaga anao Andriamanitra anio ! Vonona ve ianao?