Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Inona no eritreretinao vao mifoha 🤔
Amin’izao andro voalohany amin’ny taona izao, inona no eriteretinao voalohany vao mifoha ? Nampitony, nampahery ve ?
Rehefa miteny aminao andriamanitra hoe mitsahara âś‹:
Eny ry Namako, tonga ny fotoana hitsaharana mialohan’ny hanombohana…!
Ry namako, adinoy ny any aoriana…
adinoy ny any aoriana, dia mandrosoa, mihazakazà ho any amin’ny tanjona. Mamaly soa izay mitady Azy Andriamanitra.
Tena mendrika hoderaina andriamanitra
Atombohy sy farà no amin’ny fotoam-piderana, fankalazà na sy fibanjinana an’Ilay Andriamanitra tsara ny tontolo andronao.
Ry namako, jesosy no andriamanitra mahery
Andriamanitra mahery ny Andriamanitrao. Ho Azy ny Voninahitra !
Zava-dehibe ny mamarana tsara !
Te-hamarana ity taona ity amin’ny fo feno fankasitrahana aho !
Ry namako, hamirapiratra ny fahazavanao !
Aza mijery ny toerana misy anao, na ny mety hanananao na tsia izao fa tsara tsy adinonao fa nosafidin’Andriamanitra ianao
Mihoatra noho ny zaza…
Izay hitan’Andriamanitra ao aminao dia tsy manan-danja noho ny tena zava-misy. Ny zava-dehibe dia ny fiheveran’Andriamanitra anao.
Ilay Fahasoavana dia olona
Tsy tonga hanome foto-pampianarana ho antsika Andriamanitra, fa tonga hanome ny tenany !