Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Apetrao amin’Andriamanitra mpanasitrana ny finoanao !
Ny finoanao no nahavonjy anao ry namako, meteza ho olona afaka sy sitrana ianao izao ankehitriny izao!
Sitrapon’Andriamanitra ve ny hanasitrana anao?
Minoa fa tsy mandà anao ary tia anao Andriamanitra. Matanjaha sy mahereza amin’ny anaran’i Jesosy!
Izy ilay Tompo mpanasitrana
Maneho ny tenany amin’ny anarana hoe “Yaveh-Rapha” ny Tompo: manasitrana ny Tompo.
Ny tsiambaratelon’ny fisaorana
Te-hankahery anao aho amin’ity anio ity mba tsy hanadino ny fisaorana: misy antony foana isaorana an’i Jesosy !
Ary rehefa tsy manasitrana Andriamanitra?
Mino zato isan-jato ny tenako fa Andriamanitra dia Ilay Andriamanitra manasitrana.
Ry namako, mbola tia anao Andriamanitra
mahazoa toky fa tsy misy afaka hamarana izany fitiavan’Andriamanitra izany, izay tsy misy fiandohana no tsy misy fiafarana.
Mifalia mandrakariva…!
Aza adino fa ny fifaliana dia tsy voajanahary ka hoe mandeha ho azy fa fanapahan-kevitra izay hanasako anao ho raisinao.
Eo anilanao Jesosy , ry namako
Noho ny finoanao an’i Jesosy, ry namako dia hahare an’Andriamanitra ianao hilaza aminao hoe : “Tongasoa ato an-trano ry namako.”
Ny fankasitrahana, vahaolana amin’ny fanahiana ?
Fampanantenan’Andriamanitra izany,: raha ambaranao Azy ny filànao dia handray famonjena sy fahasoavana avy Aminy ianao.