Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Eo foana andriamanitra amin’ny fotoana rehetra
Andriamanitra dia eo foana amin’ny fotoana rehetra.
Mahita mihoatra noho ny miseho Andriamanitra…
tia anao amin’ny fitiavana tsy misy tambiny Andriamanitra, na inona na inona atao na tsy ataonao. Tia anao Izy.
Am-pelatanany ny ho avinao rehetra !
aza kivy raha toa ka tsy voafehinao ny ampitso. Ny Tompo mahalala ny zavatra rehetra ary mitantana ny zavatra rehetra.
Ry namako, fotoanan’ny fanasitranan’Andriamanitra izao !
Ny fotoanan’ny fahagagana dia tsy hoan’ny lasa ihany. Tsy mbola tapitra ny fotoan’ny fanasitranan’Andriamanitra.
Loharanon’ny zavatra rehetra Andriamanitra
Afaka ny manana fahavitrihana ianao na dia misy rahona manjombona aza ny fiainanao.
Mamaly soa anao Andriamanitra !
Satria mino an’Andriamanitra aho ary koa mahatoky an’Andriamanitra, dia ambarako fa hamaly soa anao izay mitady Azy fatratra Izy…!
Tahaka ny voromahery ianao
aleo misidina toy ny voromahery toy izay mikiky tany toy ny akoho….!
Ry namako, mihaino ny vavakao Andriamanitra
Te hanana fifandraisana marina sy lalina aminao Andriamanitra. Ary amin’izany, haneho aminao ny sitrapony Izy mba hanantanterahanao azy.
Ry namako, ho avy hamonjy anao Andriamanitra
Mitaraina ny marina, ary mihaino azy Jehovah Ka mamonjy azy amin’ny fahoriany rehetra. Akaikin’izay manana fo mangorakoraka Jehovah Ary mamonjy izay torotoro fanahy.