Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Ry namako, fantatrao ve nahoana Andriamanitra no nanao teny fikasana?
Manan-danja eo imasony ianao Ry namako, ka tena vonona handray andraikitra amin’ny fomba matotra aminao Izy
Ry namako, inona no atao hoe Fahagagana ?
miainà amin’ny fahatogavan-tsaina ny amin’ireo fahagagana izay efa iainanao sy ireo izay tian’Andriamanitra iainanao anio
Ry namako, fotoana izao hitsaharan’ny ranomasonao.
Ry namako, ny tsara indrindra miandry anao ao aloha ao.
Ry namako, mandalo tafiotra ve ianao amin’izao fotoana izao ?
Mivavaka aho mba hotarihin’Andriamanitra ho an’ny amin’ny seranana irianao ianao Ry namako
Ry namako, mahereza, efa resin’i Kristy izao tontolo izao.
mahereza ao amin’i Kristy, ireo fitsapana ireo dia ho fijoroana vavolombelona ho anao tsy ho ela.
Ry namako, mandalo Jesosy anio, aza matahotra ny hanelingelina azy.
Aza matahotra ny hanelingelina Azy sy hangataka Aminy ny fahagagana ho anao. Manàtona Azy.
Ry namako, ity ny tsiambaratelo mba hahitana an’Andriamanitra mandamina ny lalanao.
Mahereza, hanandratra anao hiala amin’ny tany Andriamanitra.
Ry namako, tsy ho azonao an-tsaina izay hataon’Andriamanitra amin’ny fiainanao.
tsy ho azonao an-tsaina izay azon’Andriamanitra sy hataon’Andriamanitra amin’ny fiainanao raha vonona ny hahatoky amin’ny kely indrindra ianao.
Ry namako, vavaka 10 azonao atao.
Matoky indrindra aho fa hamaly ny vavakao iray na maromaro Andriamanitra ary koa hiaina fahagagana iray ianao farafahakeliny androany.