Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Krismasy, fetin’ny fahalemena
Aza mety kivy izany. Fitaovana ahafahana manandratra ny voninahiny ao aminao sy amin’ny alalanao izany.
Ry namako, misaora an’andriamanitra ny amin’ny maha toy izao anao !
Mahagaga ny asanao. Ary fantatry ny fanahiko marimarina izany.”
Ry namako, manomana fandresena maro ho anao andriamanitra
Ao ambadiky ny lohasaha, manomana zava-baovao miezinezina ho anao Andriamanitra, fandresena vaovao sy tontolo vaovao hafa mihitsy
Ry namako, fantatrao ve fa misy hery ao ambadiky ny fahazarana kely isan’andro ?
Ny fomba mahomby hananana fahazarana tsara dia ny mizàtra manao zavatra kely isan’andro isan’andro.
Ry namako, mitrakà
Omen’Andriamanitra anao anie ny fiadanam-pony. Tsy mbola tapitra ny tantaranao!
Aoka ianao hitolagaga androany !
Mivavaka aho mba hampitolagaga anao Andriamanitra anio ! Vonona ve ianao?
Tontolo andro iray tsy misy fitarainana ?
Handeha hovaintsika ho tontolo andron’ny fahagagana ity anio ity !!! Ianao no ho tonga fahagagana eo amin’ny fiainan’ny hafa !
Ry namako, tia anao andriamanitra, ‘zay fotsiny !
Omeo an’i Jesosy ny momba anareo rehetra. Asehony aminao ny fomba ahitany anao dia ho fantatrao fa tena hafa ny fijeriny anao.
Ry namako, olona miavaka sady sarobidy ianao
Andriamanitra anefa mahita zavatra goavana ao aminao. Izy no namorona anao. Tiany ianao. Sarobidy Aminy ianao. Mahafinaritra be ianao !