Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Mifalia mandrakariva…!
Aza adino fa ny fifaliana dia tsy voajanahary ka hoe mandeha ho azy fa fanapahan-kevitra izay hanasako anao ho raisinao.
Eo anilanao Jesosy , ry namako
Noho ny finoanao an’i Jesosy, ry namako dia hahare an’Andriamanitra ianao hilaza aminao hoe : “Tongasoa ato an-trano ry namako.”
Ny fankasitrahana, vahaolana amin’ny fanahiana ?
Fampanantenan’Andriamanitra izany,: raha ambaranao Azy ny filànao dia handray famonjena sy fahasoavana avy Aminy ianao.
Misafidiana hanana toetra tia mankasitraka
Tahaka an’i Jesosy izay nisaotra an’Andriamanitra talohan’ny nampitomboana ny mofo dia tonga ny fahagagana rehefa mankasitraka isika.
Ry namako, te hanome fahasambarana anao Andriamanitra !
Ao amin’ny Teniny no hanomezan’Andriamanitra antsika ny fomba hahasambatra na koa tsy hampalahelo antsika.
Ry namako, fanomezana avy amin’Andriamanitra ianao !
Ry namako, fantatro fa ianao koa dia “fanomezana avy amin’Andriamanitra” eo amin’izao tontolo izao sy ho an’izao tontolo izao.
Ry namako, te hampiasa anao amin’ny fomba manokana Andriamanitra
Ianao koa tahaka an’ i Père Pedro dia voatendry hiavaka eto amin’izao tontolo izao. Betsaka ny zavatra ilain’ny olona manodidina anao.
Ry namako, toy izao aho ho anao
Aza mieritreritra mihitsy hoe irery ianao, mahantra, very na kamboty … izaho no Izy, ary miaraka aminao Aho. HO ANAO aho
Inona no eritreretinao vao mifoha 🤔
Amin’izao andro voalohany amin’ny taona izao, inona no eriteretinao voalohany vao mifoha ? Nampitony, nampahery ve ?