Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Avelao Andriamanitra hamerina ny fanantenanao indray !
mifidiana ny hatoky an’Andriamanitra sy ny hanome Azy ny toerana voalohany eo amin’ny fiainanao dia ho hitanao ny fahagagany !
Ry namako, vakio ange ity fijoroana vavolombelona mahafinaritra be ity e !
Tena Mino ny fahagagana eo amin’ny fiainanao aho, ny fahasalamanao, ny fifandraisanao amin’ny hafa, ny ara-bolanao, ny toe-java-misy eo aminao
Ry namako, tsy amin’ny zavatra hafa, fa amin’ny fanahiny ihany
Eny amin’ny Fanahiny, na ny tendrombohitra avo indrindra aza mietry, ny lohasaha maizina indrindra tsy maintsy mazava !
Eo foana andriamanitra amin’ny fotoana rehetra
Andriamanitra dia eo foana amin’ny fotoana rehetra.
Mahita mihoatra noho ny miseho Andriamanitra…
tia anao amin’ny fitiavana tsy misy tambiny Andriamanitra, na inona na inona atao na tsy ataonao. Tia anao Izy.
Am-pelatanany ny ho avinao rehetra !
aza kivy raha toa ka tsy voafehinao ny ampitso. Ny Tompo mahalala ny zavatra rehetra ary mitantana ny zavatra rehetra.
Ry namako, fotoanan’ny fanasitranan’Andriamanitra izao !
Ny fotoanan’ny fahagagana dia tsy hoan’ny lasa ihany. Tsy mbola tapitra ny fotoan’ny fanasitranan’Andriamanitra.
Loharanon’ny zavatra rehetra Andriamanitra
Afaka ny manana fahavitrihana ianao na dia misy rahona manjombona aza ny fiainanao.
Mamaly soa anao Andriamanitra !
Satria mino an’Andriamanitra aho ary koa mahatoky an’Andriamanitra, dia ambarako fa hamaly soa anao izay mitady Azy fatratra Izy…!