Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Lazao ahy ny fahazaranao, dia hambarako aminao hoe iza ianao!
Tsy mora ny mitazona fahazarana vaovao! Kanefa, afaka hatao izany raha miantehitra amin’ny fahasoavan’Andriamanitra.
Marina Andrianamanitra amin’ny teny fampanantenany
Na inona na inona ambaran’Andriamanitra, fantaro fa ny teniny dia volamena ary hotanterahiny izay nolazainy
Ry namako, aoka ny ENY-nao ho an’i Jesosy ho tanteraka!
Manaova eny ny fitiavana, ny fahamarinana, an’i Kristy! Eny ho an’ny fiainanao, Tompo ô!
Ry namako, fantatrao ve nahoana Andriamanitra no nanao teny fikasana?
Manan-danja eo imasony ianao Ry namako, ka tena vonona handray andraikitra amin’ny fomba matotra aminao Izy
Ry namako, inona no atao hoe Fahagagana ?
miainà amin’ny fahatogavan-tsaina ny amin’ireo fahagagana izay efa iainanao sy ireo izay tian’Andriamanitra iainanao anio
Ry namako, fotoana izao hitsaharan’ny ranomasonao.
Ry namako, ny tsara indrindra miandry anao ao aloha ao.
Ry namako, mandalo tafiotra ve ianao amin’izao fotoana izao ?
Mivavaka aho mba hotarihin’Andriamanitra ho an’ny amin’ny seranana irianao ianao Ry namako
Ry namako, mahereza, efa resin’i Kristy izao tontolo izao.
mahereza ao amin’i Kristy, ireo fitsapana ireo dia ho fijoroana vavolombelona ho anao tsy ho ela.
Ry namako, mandalo Jesosy anio, aza matahotra ny hanelingelina azy.
Aza matahotra ny hanelingelina Azy sy hangataka Aminy ny fahagagana ho anao. Manàtona Azy.