Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Ataovy fahazarana ny mankasitraka.

Androany, misafidiana ny hiaina am-pankasitrahana ry namako.

Ry Namako, misaora an’Andriamanitra ny amin’ny maha toy izao anao !

mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovana ahy ! Mahagaga ny asanao. Ary fantatry ny fanahiko marimarina izany

Ry namako, ity misy fahazarana afaka manova ny fiainanao…

Misaotra an’Andriamanitra noho ny aminao aho ry namako.

Meteza ho mahatoky amin’Andriamanitra, dia hikarakara ny ambiny izy.

“Eny, tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry anao.”

Mitsangana ny Mpisolo vava anao!

Izy no Jesosy Kristy izay miaina ao amin’ny fahelemem-panahy. Izy no mpiaro anao.

Inona no lova hapetrakao Ry namako ?

ny fahamarinanao dia tsy fitahiana ho an’ny manodidina anao fotsiny, fa manome voninahitra an’Andriamanitra koa

Anisan’ny tenan’i Kristy ianao !

Mila anao Andriamanitra mba hisolo tena Azy eto an-tany…

Mahery… noho ny fahatokiany

Afaka miantehitra Aminy foana ianao ry namako, tsy hanadino anao mandrakizay Izy.

Jesosy: tsy misy mampihemotra Azy!

Tahaka an’i Jesosy , aoka ianao ho “Hatramin’ny farany’’