Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Ry namako, aza matahotra fa momba anao Aho.
Aza matahotra satria Andriamanitra dia momba anao, ary miaraka aminao.
Ry namako, hanao zava-baovao Andriamanitra.
hanao lalana any an’efitra Andriamanitra ary hanisy ony any amin’ny tany lao.
Ry namako, mandrosoa foana…
Ry Namako, hitondra anao any amin’ny tanjona Izy.
Ry namako, afaka miteny amin’io tendrombohitra io ianao.
Mitenena amin’io tendrombohitra io, teneno izy hikisaka any an-dranomasina
Ry namako, hiova ny zava-misy eo aminao !
Eny, tsy misy tsy hainy atao. Inoy izany dia ho voavonjy ianao.
Ry namako, avelao Andriamanitra hamerina ny fanantenanao indray.
Mifidiana ny hatoky an’Andriamanitra sy ny hanome Azy ny toerana voalohany eo amin’ny fiainanao. Dia ho hitanao ny fahagagany !
Ry namako, afaka miaina zavatra miavaka ianao androany.
Misafidiana hino an’Andriamanitra. Aza manaiky ho resin’io trangan-javatra izay toa tsy mihetsika io
Ilay toetra izay hanafaingana ny fiainanao.
Manomboha misaotra noho izay anananao, na dia izay heverinao ho bitika indrindra aza.
Misafidiana hanana toetra tia mankasitraka.
Ny toetra tia mankasitraka dia mampanakaiky antsika amin’ny fon’Andriamanitra sy hankafy ny fitiavany ary ny fahatokiany