Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

📝 Ho tanteraka ny vina !

Ry namako, miasa amin’ny fomba lafatra indrindra eo amin’ny fiainanao Andriamanitra.

🙂 Mifantoha !

Ry namako, mifantoha ny amin’izay tian’Andriamanitra ambara aminao anio.

✅ Fanompoana sa finamanana?

Eny, ry namako, tsy maintsy mianatra mihaino Azy aloha ianao, ary manorina fifandraisana lalina amin’ny fisakaizana Aminy, mba hahafahany manampy anao hahita izay nomaniny ho anao.

Inona no drafitr’Andriamanitra ho an’ny fiainanao ?

Eny, ry namako, efa nanana drafitra ho an’ny fiainanao Andriamanitra talohan’ny namoronana an’izao tontolo  izao !

🤗 Ny mahasoa anao no tadiaviny

Ry namako, mety mandalo lalan-tsarotra tahaka izany koa ianao, tsy misy fiafarana aminao.

🫂 Tsia, aza miady irery!

Ry namako, ny milavo lefona, mandositra, manotrika ny loha anaty fasika, toa mora kokoa daholo izany, kanefa raha ny marina, tsy manova na inona na inona akory !

😃 Tsia, tsy izao no farany !

Avelao izay mampahory anao, raiso ny Fahendreny : ilay avy any amin’Ilay Andriamanitra Tsitoha !

⛔ Rehefa mijanona ny zava-drehetra…

Ry namako, tena tsy vonona ny hamela azy mihitsy aho…ankehitriny anefa, nisafidy ny hanao izany. 

🤔 Miezaka hamonjy ny tenanao ve ianao ?

Ataovy hitan’i Jesosy ny faharetanao, ry namako, ary asehoy Azy fa mila Azy ianao !