Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Inona no atao refa rava ny fitokisana Ry namako ?
Rehefa mamela heloka ianao dia afaka amin’ny heloka, ary hiala tsikelikely ny fanaintainana.
Ny hevitra ao ambadiky ny famelan-keloka.
Tsy mora ny mamela heloka, fa rehefa mamela heloka nefa ianao, dia manome fanomezana ny tenanao !
Ry namako, avotsory ny famelan-keloka !
Manana zo ny hiaina amin’ny fahafahana tanteraka ianao : efa nomen’i Jesosy anao izany fahafahana izany izay naloany tamin’ny ainy
Mamerina ny hanitry ny fampihavanana Izy
Mahereza, satria fantatrao fa rehefa mamela heloka ianao dia mahatanteraka ny sitrapony.
Ny teny hoe famelan-keloka dia mitovy amin’ny Fahasambarana.
Ny fahasambarana omen’Andriamanitra anao dia feno ary maharitra mandrakizay, vokatry ny famelany heloka tsy manam-petra.
Mihaino ny feonao Izy!
Tantarao Aminy ny andronao ary apetraho Aminy ny fiainanao, ny tokantranonao, ny asanao, ny fianaranao, ny firenenao. Andao ary.
Ry namako, Jehovah no mpiandry anao
Jesosy no mpiandry ondry tsara indrindra. Fantany ianao. Nanolotra ny ainy ho anao izy satria ondriny sarobidy ianao.
Ry namako, tia anao Andriamanitra, izay fotsiny !
Ny Rainao any an-danitra dia tia anao amin’ny Fitiavana tsy misy fepetra. Matokia an’izany.
Ry namako, fantatrao ve ny fanirian’Andriamanitra lehibe indrindra ?
Eo Andriamanitra. Hofenoiny ny fanatrehany ianao ary hamaly anao Izy. Mino izany aho.