Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Ny Paska dia Jesosy sy ianao ! đ
Mampiseho loatra ny fahamarinanâny fitiavana sy ny herinâi Kristy eo aminâny fiainantsika izany fety izany.
Manana ny zavatra rehetra ianao ao aminâi Kristy
Raiso ny anjaranao aminâizany fifanakalozana aminâAndriamanitra izany, izay tsy voafetranâ ny fotoana, ary lehibe lavitra noho ny zava-misy.
Avotsory ny herinâny fitsangananâny tena aminâny maty
Mandritra ity Paska ity ry namako malala, raha nametraka ny fatokianao taminâi Kristy ianao dia ambarao izay marinaâŠ!
Andriamanitra no tomponâny teny faranyâŠđ
Kristy hanova anao aminâny alalanâny fitsanganany taminâny maty izay mampitolagaga. Izy hanasitrana ny vatanao,
Mamela anao aho Ry namako.
Tsy misy dikany ny ezaka ataonao hahazoana famelan-keloka, fa satria mahay mankasitraka ianao dia hanao ny ezaka rehetra ianao mba hahafaly anâAndriamanitra ao aorianâizany fiovana izany.
Ravao ny sakana aminâny fampihavanana..!
Ny faniriako ho anao anio dia ny mba hamelĂ nao anâAndriamanitra hifehy ny zavatra rehetra, na tahaka ny ahoana ny fangirifiriana handalovanao.
Ry namako, ny valiteninâny olonâAndriamanitra dia ny fitiavana
Andao atombontsika eto Madagasikara ny fizarana fitiavana. Eny, ny valiteninâny olonâAndriamanitra dia fitiavana.
Ry namako, maharitra mandrakizay ny Fitiavany anaoâŠ
erao Andriamanitra noho ny aminâny Fitiavany ry namako. Mbola manao fahagagana Izy ankehitriny. Aminâny fiainanao ny fankasitrahany.
Ry namako, tsy hiova mandrakizay ny fitiavany anao.
Ary androany, noho ny Fitiavany hatrany dia miteny aminao izy hoe: âFitiavana mandrakizay no hitiavako anaoâ.