Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Ry Namako, miseho aminao Andriamanitra

Eo Izy, ho anao sy ao anatinao. Tahaka ny Ray feno fitiavana, dia maneho izany Fitiavana izany Izy anio eo amin’ny fiainanao.

Ry Namako, tsy misy mahasaraka anao amin’ny fitiavany

tia anao Andriamanitra taloha. Tia anao ankehitriny. Tia anao mandrakizay. Raha Andriamanitra no momba anao, iza no hahatohitra anao ?

Ry Namako, tia anao manokana Andriamanitra

Mametraka fanontaniana ny Baiboly ao amin’ny Romana 8.35 hoe : Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy ?Tia anao Kristy, ry Namako !Manan-danja lehibe eo imasony  ianao. Tena lehibe ka…

Manokatra ny lalanao Andriamanitra…

Na ahoana na ahoana dia manokatra varavarana amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny famelana

Manameloka anao ve Andriamanitra ?

Na ahoana na ahoana ny hatevin’ny rindrina manodidina anao, ilay Ray masina dia mandrava izany amin’ny alalan’ny herin’ny fitiavany,ny fahefan’ny Teniny

Tena tia anao amin’ny maha ianao anao ve Andriamanitra?

Ny Rainao ao an-danitra dia mitia anao amin’ny fitiavana tsy misy tambiny. Tsy misy afaka ampitahaina amin’ny fitiavany

Izao no fotoana hamelàna…!

Tsy hangataka ny hamerenanao avo roa heny ny trosanao izany Andriamanitra.Efa naloan’Andriamanitra efa ela be izany

Manafaka ny fonao ny famelanao heloka.

ny famelan-keloka dia mamaha toe-javatra maro eo amin’ny fiainantsika ary ny fandavantsika hamela heloka dia manidy ny lanitra amin’ny vavaka ataontsika.

Aza manamelo-tena intsony!

Ambarako amin’ny anaran’i Jesosy fa tsy misy fanamelohana intsony eo amin’ny fiainanao satria efa ao amin’i Jesosy ianao ry namako!