Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Nateraka haneho ny natioran’i Kristy ianao

izay rehetra maha-ianao anao dia tandindona sy fanehoana ny maha-Andriamanitra Azy miasa ao aminao.

Ny fihetsikao no hampidina ny lanitra ety ambonin’ny tany

Androany, hampidino eto an-tany ny lanitra, ny fitiavana eo ampovoan’ny ady, ny famelana eo amin’ny fifandirana.

Faly Andriamanitra maneho aminao ny fahasoavany

Eken’Andriamanitra amin’izao maha-ianao izao ianao ary na inona na inona toerana misy anao. Vonona ny hikarakara sy hampionona anao Izy,

Mihazona ny teny fikasany Andriamanitra

Afaka miova koa ny fiainanao ary afaka ny hisy fiantraikany amin’ny manodidina anao izany. Ary raha atomboka anio izany ?

Ry Namako, hataon’Andriamanitra fitaovana hitondra fiadanana anie ianao !

Androany, hataon’ny Tompo ho fitaovana hitondra fiadanana anie ianao ry Namako.

Ry Namako, mitondra fanantenana ianao !

Na dia ao anatin’ny aizina aza izao tontolo izao, ianao no fahazavany. Nifidy masoivoho Andriamanitra… ianao izany ry Namako.

Ry Namako, raiso ny fiadanan’Andriamanitra

Tsy indray andro ihany no hisian’ny fiadanana. Mbola navelany ho anao izany androany, mbola omeny anao izany androany.

Ry Namako, aza matahotra fa momba anao Aho

Manoloana ny fahavalo, ireo trangan-javatra izay tiantsika avotsotra dia mamonjy anao Andriamanitra ary mitantana anao Izy.

Ry Namako, hanao zava-baovao Andriamanitra

Afaka manao làlana any an’efitra Andriamanitra ary mbola afaka ataony izany androany eo amin’ny tany efitra izay lalovanao io.