Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!
Ry namako, inona no andrasanao amin’Andriamanitra?
Anio, manomboha mampiditra an-tsehatra an’Andriamanitra amin’ny ataonao rehetra dia ho hitanao fa hiasa tokoa Izy.
Ry namako, maninjitra ny tànany Izy ka mandray anao.
Androany, mandray ny tananao Jesosy. Manasa anao Izy anio mba hatoky Azy. Aza misalasala.
Ry namako, azo tanterahina avokoa ny zavatra rehetra.
Ry Namako, satria mino ianao, dia ho hitanao koa fa azo tanterahana avokoa ny zavatra rehetra.
Ry Namako, nametahana anarana ve ianao ?
Mbola tsy nilaza ny Teniny farany Andriamanitra… Hihoarako avokoa izany amin’ny anarana maherin’i Jesosy.
Namboarina tany an-danitra ianao…
Raiso ho Tompo sy Mpamonjy anao manokana Jesosy mba hahazoanao ny fitahiany. Te hanana fifandraisana manokana aminao Izy,
Te hampahomby anao Andriamanitra
“SAMBATRA ny olona Izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy, Ary tsy mijanona eo amin’ny làlana falehan’ny mpanota, Ary tsy mipetraka eo amin’ny fipetrahan’ny mpaniratsira; Fa ny lalàn’i Jehovah…
Mbola misy antenaina ny aminao !
Manana planina sy tetikasa ho an’ny fiainanao Andriamanitra. Planina hitondra fiadanana fa tsy loza. Matokia, mbola misy antenaina ny aminao!
Manafaka anao ny mamela heloka
Toy ny lakile iray manokatra ny varavaran’ny lanitra, ahafahan’ny Tompo hiasa amin’ny fiainanao.
Ry Namako, tsy misy ataonao intsony !
Te hanome voninahitra an’Andriamanitra miaraka amiko ve ianao ? Miankina Aminy ny zavatra rehetra !