Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Mbola mitohy foana ny fahagagana!!

Andriamanitra dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Hain’Andriamanitra ny zavatra rehetra.

Tsy mitsahatra manao fahagagana Andriamanitra!

Fantaro fa izay nataon’Andriamanitra tamin’ireo olona ireo dia afaka hataony aminao koa. Amen?

Manao fahagagana Andriamanitra

Anio aho dia te hizara aminao fijoroana vavolombelona vitsivitsy tao anatin’ireo izay voaraiko.

Tsy irery ianao !

Aza matahotra ry namako, “ny momba anao dia be noho ny momba azy” : ary tsy miady irery ianao, ny anjelin’Andriamanitra no manodidina anao.

Ary raha mifampitondra am-bavaka isika ?

Mahereza ry namako. Miaraka aminao Andriamanitra ao anatin’io sedra io, Izy no ianteheranao ary hampahery anao.

Mandrosoa amin’ny finoana.

Efa nasain’Andriamanitra nanao zavatra toa tsy mitombina ve ianao? Efa nahatsapa antso mahery vaika hankato Azy ve ianao,

Te hiresaka aminao manokana Andriamanitra

Te haka fotoana ve ianao anio, hijanona kely ary hiandry ny Fanahy Masina hiresaka ao anatin’ny fonao ?

Matokia an’Andriamanitra amin’ny fonao rehetra

Matokia an’Andriamanitra amin’ny fonao rehetra.. Dia hahazo fitahiana ianao.

Ry Namako, aza manaiky hampitahorina !

Eny ry namako, matokia an’Andriamanitra, aza manaiky halemy, anao ny fandresena