Fahagagana

Ny Baiboly dia feno fahagagana izay maneho fa velona Andriamanitra. Izy ilay Andriamanitra manao ny tsy misy ho misy!Ampiasainy ny zavatra rehetra ahasoa. Maniry ny hitahy anao Izy! Ny "Fahagagana Isan'Andro" dia manampy hampitombo ny finoanao sy ny fiainanao ny fanatrehan'Andriamanitra ary ny Heriny!

Mampiakatra anao ambony ny fifaliany!

Ny hafaliana noho ny famonjeny antsika no nanosika Azy hanao ny dingana feno herim-po indrindra izay tsy mbola nisy hatramin’izay!

Sedrao ireo fitsapana lalovanao

Ao anatin’ny fitsapana, afaka mahita hafaliana lalina ianao raha manolotra ny tenanao ho an’ny Tompo sy misaotra azy

Manana harena ianao!

Ry namako, nahazo ny fanomezana tsara indrindra ianao! Eny, mamelà an’Andriamanitra androany hanondraka fankasitrahana ho Azy ao am-ponao.

Maraina mamanala….

Ry namako, mendrika hankasitrahana sy hoderaina mandrakariva Andriamanitra!

Amin’ny rehetra sy ny zava-drehetra!

Azonao sary an-tsaina ve fa mety ho hafa tanteraka ny fiainanao raha toa ka izay rehetra nataonao dia nataonao ho an’Andriamanitra?

Miantoka mandrakariva ny fiainanao Andriamanitra

Tahaka ny ray tsara iray izay miantoka ny fiainan’ny zanany, dia mampiasa ny fiainany ao anatinao koa Andriamanitra!

Miady ho anao ny Tompo

Androany, hamafiso ny finoanao, mitsangàna ary mandehana ho amin’ny fandresena ! Fantatro fa vitanao izany.

Velom-pankasitrahana

Raha misy manome zavatra ho anao, kingà miteny hoe misaotra Tompoko ô

Mitovy amin’Andriamanitra ianao….

Meteza ho ilay filazantsara afaka vakian’ny hafa ary ho vavolombelon’ny tenin’Andriamanitra na aiza na aiza misy anao.